Mianatra ny teny Malagasy ao amin'ny Oniversitean'i Duke aho satria te ho any Madagasikara amin'ny taona 2024 aho.
Ny mpikaroka mpianatra amin'ny Oniversitean'i Duke sy namana mahandro ny sakafo gasy: mofo akondro sy bombo koko.
Te hiasa miaraka amin'ny olom-pirenena sy mpianatra any Madagasikara aho. Mpianatra mpikaroka aho. Mikambana ao amin'ny laboratoara Yoder aho.
Ny fikarohana ataoko dia mifantoka amin'ny fahasamihafana ara-jenetika misy eo amin'ireo varika samihafa karazana kanefa misy rohim-pihavanana akaiky.
Te hianatra ny varika kely satria miavaka ny fototarazony.

Sakafo miaraka amin'ny namana ao Durham
Niara-nihinana sakafo tamin'ny namana tamin'ny 12 ny volana Jona 2023 izahay (Yoder-lab).
Voahangy Sorimalala ary Tiana Rakotosamimanana dia avy any Madagasikara. Mipetraka any Raleigh Tiana. Miasa ao amin'ny Vahatra Voahangy. Nahafinaritra be izahay!
Voahangy Sorimalala ary Tiana Rakotosamimanana dia avy any Madagasikara. Mipetraka any Raleigh Tiana. Miasa ao amin'ny Vahatra Voahangy. Nahafinaritra be izahay!
"Tsy misy dikany amin'ny biolojia afa-tsy amin'ny fomba fijery ny evolisiona.”